Téléchargez votre
Journal
FJKM MONTROUGE PARIS

>>>ici<<<

Catéchumène

Tous les dimanches à 14h30

Culte

Tous les dimanches à 16h00
Sainte-Cène les 1° et 3° dimanches de culte

Communiqué

----------
FILAZANA
----------
Ry havana Mpiara-miasa ao amin'ny Tompo ,

Ampitomboina ho anareo mandrakariva anie ny fahasoavan'i Jesoa Kristy Tompo !
Noho ny fahateren'ny fotoanantsika amin'ity volana Marsta ity, dia tiako ny milaza sy mampandre anareo rehetra biraon'ny Fiangonana sy
biraon'ny Sampana manontolo eto amin'ny FJKM Montrouge-Paris, fa hatao amin'ny Alahady 4 Martsa ho avy izao, ny fametrahana amin'ny toerany ny birao vaovao voafidy hiasa amin'izao efa-taona manaraka izao, araka ny litorjian'ny FJKM. Koa dia manantena anareo rehetra mba samy hiomana sy ho vonona ho amin'izany. Dia samia mifampitondra am-bavaka mba hahatanterahan'izany fikasana tsara izany hanehoana ny voninahitr'Andriamanitra ! Homba anareo mandrakariva anaie ny Tompo !
RAKOTOARIMANANA Joseph,Mpitandrina.


-------------------------------
Hafatra avy amin'ny Foibe FJKM
FIFANINANANA LOGO/Synoda Lehibe
-------------------------------
Fifaninanana Logo SLXVII

Manantitra ny fiarahabana anareo nahatratra ny taona 2012, ary mirary ny fiadanan’ny Tompo ho aminareo hatrany. Mampanao fifaninanana" Logo" (sary famantarana) ny Foibe FJKM , hampiasaina amin’ny Synoda Lehibe XVII . Indro ampitainay aminareo ny dinidinika momba izany hanaovanareo fanentanana ho an’ny mana-talenta . Manantena fiaraha-miasa , ry havana . Homba anareo anie ny Tompo.

Logo SLXVII

Mampanao fifaninanana "Logo" ny Foibe FJKM , ka toy izao avy ny fepetra momba izany :

- Misokatra ho an’ny kristiana FJKM tsy an-kanavaka ny fifaninanana ary tsy hisy fe-taona.

- Miompana amin’ny teny faneva hoe :

“ Ny fanantenana no namonjena ny mino” Rom 8 : 24

- Loko 2 ankoatry ny fotsy no ampiasaina.

- Atao anaty valopy kely fotsy mihidy (tsy misy famantarana) ny anarana, adiresin’ny mpifaninana mazava tsara , ny Fiangonany , ny laharana telefonina.

- Atsofoka anaty valopy be ny valopy kely mihidy sy ny sary.

- Aterina ao amin’ny Sekretaria Jeneraly , Foibe FJKM Ifanomezantsoa , ny Zoma 10 Febroary 2012 raha ela indrindra . Ny fitomboky ny Paositra no daty farany ho an’ny mandeha Paositra.
Vous écoutez actuellement la prédication du Pasteur Richard ANDRIAMANJATO du 30 octobre 2011 à la FJKM Montrouge Paris / Toriteny: Pr Richard ANDRIAMANJATO, 30 oktobra 2011 t@ fiangonana FJKM Montrouge Paris


Culte Fjkm Montrouge
Dimanche 20/05/2012
Programme
à 16h

MANDEFITRA NY MARINA

FAMINDRAPO SY FANDEFERANA NO SITRAKY NY TOMPO
« Ary mananatra anareo izahay,ry rahalahy: anaro izay tsy mitoetra tsara; omeo toky ny malemy saina; ampaherezo ny reraka; mandefera amin’ny olona rehetra »
( 1Tesaloniana 5.14 )

à l'ERF, 64, rue Maurice Arnoux 92120 Montrouge

P E N T E C Ô T E

Dimanche 27 mai 2012
à 16h

Culte
Sainte-Cène
Fandraisana

F.J.K.M.

Programme

à l'ERF Montrouge

64, rue Maurice Arnoux
92120 Montrouge

Accès voiture: Porte de Chatillon

Accès Bus: depuis M°Porte d'Orléans

ou depuis M° Chatillon-Montrouge

Arrêt : Place Jean Jaurès

 

<< Mai  2012 >>
Sem Lun Mar Mer Jeu Ven Sam Dim
18 30 01 02 03 04 05 06
19 07 08 09 10 11 12 13
20 14 15 16 17 18 19 20
21 21 22 23 24 25 26 27
22 28 29 30 31 01 02 03
Miarahaba anao amin'ny anaran'ny Tompo,tonga mitsidika ny site internet
FJKM MONTROUGE - PARIS

2 Connecté(s) Actuellement.
 
©1985-2011 F.J.K.M. MONTROUGE PARIS F.F.P.M. - Notice Légale